
PRÉSIDENCE DE LA RÉPUBLIQUE :
ADRESSE A LA NATION DE RAKOTOVAO RIVO
Posted in : COMMUNIQUES on Étiquettes : PRM, Rakotovao Rivo
Fanambaran’ny Filoham-pirenena misolo toerana, Rakotovao Rivo Lapan’Ambohitsorohitra, faha 31 oktobra 2018 Ry Malagasy mpiray Tanindrazana amiko, Faly miarahaba anareo ny tenako, mitsidika eran’ny tokonam-baravarana amin’izao fotoana izao. Lavitra sy sarotra ny lalana nodiavina, betsaka ny manahirana, tiantsika ho vita androany daholo ary voavaha sy ho tanteraka avokoa ny hetahetan’ny tsirairay. Izany no nandrandraintsika rehetra. Dingana lehibe ny vitantsika tamin’ny taona…